Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:5 - Baiboly Katolika

5 Nony voabory manontolo toy izany io, nasainy natao teo akaikin’ny afo mbola miaina ihany sy nendasina teo amin’ny lapoaly. Ilay mihahaka lasan-davitra eo ny fofona avy eo amin’ny lapoaly, izy mirahalahy avy mbamin’ity reniny kosa nifamporisika samy ho faty an-kerim-po.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Nony voabory manontolo toy izany izy, dia nasain’ny mpanjaka nampanatonina ny afo iny mbola miaina iny ary nendasina teo amin’ny vy makarakara. Nihanaka manodidina ny fofon’ny nofo may avy eo amin’ny vy makarakara, fa izy mirahalahy sisa mbamin’ny reniny kosa nifampirisika mba samy ho faty amin-kerimpo koa niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra