Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:42 - Baiboly Katolika

42 Ampy ireo ny amin’ny fisoronana sy ny halozan’i Antiôkosy safatsiroa aman-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

42 Aoka ho ampy ireo ny amin’ny sakafon-tsorona fanompoan-tsampy sy ny fampijaliana mihoa-pampana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:42
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra