Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:40 - Baiboly Katolika40 Toy izany no nahafatesan’ity zazalahy madio tsy voalotom-panompoan-tsampy akory sy nametraka ny fitokiany rehetra tamin’ny Tompo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Tsy voalotom-panompoan-tsampy akory sady nitoky tanteraka tamin’ny Tompo no fomba nahafatesan’ilay tovolahy. Jereo ny toko |