Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:4 - Baiboly Katolika4 dia io niteny tamin’ny anaran’izy rehetra io no nasainy notapahina ny lelany, nohodirana ny lohany, no tapahina eo imason’iretsy rahalahiny sisa sy ny reniny ny tongotra aman-tanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Vantany vao nafana mahamay ireo, dia io niteny tamin’ny anaran’izy rehetra io no nasainy notapahin-doha sy nohodiran-doha, ary notapahina tongotra aman-tanana teo anatrehan’iretsy rahalahiny sisa sy ny reniny. Jereo ny toko |