Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:39 - Baiboly Katolika39 Nentin-katezerana loatra ilay mpanjaka ka nasiany mafy noho ireo taloha aza ity, fa tsy zakany izany vingavingain’olona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Nisafoaka kosa ity mpanjaka, hany ka nasiany mafy noho ireo taloha razazalahy; fa tsy zakan’i Antiôkosa ny vingavingain’olona. Jereo ny toko |