Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:38 - Baiboly Katolika

38 ary enga anie ka hianina amiko sy amin’ireo rahalahiko ny fahatezeran’ny Tsitoha, izay mirehitra amin’ny firenenany manontolo an-drariny.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

38 Enga anie ka ny tenako sy ireo rahalahiko no ho farany hianjadian’ny hatezeran’ilay Andriamanitr’izao rehetra izao; fa ara-drariny no nirehetan’izany tamin’ny firenenay.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:38
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra