Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:37 - Baiboly Katolika

37 Raha ny amiko kosa, torak’ireo rahalahiko koa, dia afoiko ny aiko amam-batako noho ny lalàn’ny razako ary ihantako Andriamanitra mba hiantra faingana ny vahoakany, fa hitondra anao amin’ny fijaliana amam-pangirifiriana kosa, hiekenao fa Izy irery no Andriamanitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

37 Raha ny amiko, toy ny nataon’ireo rahalahiko, dia amoizako ny aiko amam-batako ny lalànan’ny razako, ary mihanta amin’Andriamanitra aho mba hiantra faingana ny vahoakany, fa hampijaly sy hampangirifiry anao ka hahatonga anao hiaiky fa Izy irery no Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:37
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra