Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:36 - Baiboly Katolika

36 Ny rahalahinay izao, vao avy niaritra fampijaliana mandalo, dia nahazo ny fihavanan’Andriamanitra ho amin’ny fiainana mandrakizay, fa ianao kosa amin’ny fitsaran’Andriamanitra, dia hivesatra ny sazy tandrifin’ny fiavonavonanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Ireo rahalahiko izao dia maty satria nandala ny fanekempihavanan’Andriamanitra, ka nizaka fampijaliana vetivety hahazoana ny fiaina-maharitra mandrakizay; ianao kosa hotsaran’Andriamanitra ka hivesatra ny sazy tandrifin’ny fiavonavonanao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:36
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra