Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:35 - Baiboly Katolika

35 fa ianao akory tsy mbola afa-nandositra ny fitsaran’Andriamanitra, mahefa ny zavatra rehetra sy mitandrina azy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Mahita ny tontolo ilay Andriamanitr’izao rehetra izao, ka tsy mbola mandositra ny fitsarany akory ianao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:35
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra