Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:34 - Baiboly Katolika

34 Fa ianao kosa, ry ilay mpankahala ny fivavahana sy mahavanon-doza indrindra amin’ny olombelona rehetra, aza dia tafahoatra miavonavona foana, na mitoky foana manao hevi-dravina, raha manainga tanana hamely ny mpanompon’Andriamanitra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ianao kosa, ry ilay mpanimbazimba fivavahana sy ilay mahavanon-doza indrindra amin’ny olombelona rehetra, aza miavonavona tafahoatra! Raha manainga tanana hamely ny mpanompon’Andriamanitra ianao, dia aza miantehitra amin’ny fanantenana tsy azo antoka.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:34
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra