Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:33 - Baiboly Katolika33 ary ny Tomponay izay velona, na maneho vetivety ny hatezerany aminay aza hahafaizany sy hananarany anay, dia mbola hihavana amin’ny mpanompony indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Ary ny Tompo, ilay velona, na maneho vetivety ny hatezerany aminay aza mba hanafaizany sy hananarany anay, dia mbola hihavana indray aminay mpanompony. Jereo ny toko |