Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:31 - Baiboly Katolika31 Ary ianao izay fototr’izao loza rehetra mamely ny Hebrio izao, dia tsy ho afa-mandositra ny sandrin’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ary ianao ry Antiôkosa, izay fototr’izao loza isan-karazany mamely anay Hebreo, dia tsy ho afa-mandositra ny famalian’Andriamanitra. Jereo ny toko |