Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:30 - Baiboly Katolika

30 Mbola miteny eo izy, dia hoy razazalahy: «Fa inona no andrasanareo? Tsy ekeko ny didin’ny mpanjaka, ny didin’ny lalàna nomen’i Môizy ny razanay no ekeko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Mbola mamarana ny azy eo ny reniny, no niteny razazalahy hoe: –Fa inona no andrasanareo? Tsy ekeko ny didin’ny mpanjaka; ny didy raketin’ny lalàna, izay nomen’Andriamanitra ny razanay tamin’ny alalan’i Mosesy, no ekeko.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra