Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:29 - Baiboly Katolika

29 Aza matahotra ity mpamono, mbà mendrika an’ireo rahalahinao, ka ekeo ny ho faty mba hahitako anao miaraka amin’ny rahalahinao, raha mby amin’ny andro famindram-po.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Aza matahotra io mpamono io ianao, fa aoka ho mendrika an’ireo rahalahinao, ka ekeo ny ho faty mba hahitako anao miaraka amin’ireo rahalahinao rehefa mby amin’ny andro hanehoan’ny Tompo famindrampo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra