Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:28 - Baiboly Katolika

28 Ka mihanta aminao aho jereo ny lanitra sy ny tany, diniho izay rehetra eo aminy, ary fantaro fa Andriamanitra no nahary izany tamin’ny tsinontsinona, ary toy izany no nahazoan’ny taranak’olombelona fisiana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Koa mihanta aminao aho, jereo ny lanitra sy ny tany, diniho izay rehetra ao aminy; dia fantaro fa Andriamanitra no nahary izany avy amin’ny tsinontsinona ary toy izany no nisian’ny taranak’olombelona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:28
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra