Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:27 - Baiboly Katolika

27 Nihilana teo aminy izy no sady nanaraby an’itsy mpanjaka masiaka, ka dia niteny tamin’ny fitenin-drazany hoe: «Mamindrà fo amiko anaka, izaho nitondra anao sivy volana tato an-kiboko, nampinono anao telo taona, nikarakara anao, namelona sy nanabe anao hatramin’izao taonanao izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Nihilana teo aminy tokoa ity reniny ka afaka nanodoka ilay mpanjaka masiaka, satria fitenin-drazany no nilazany hoe: –Anaka, mamindrà fo amiko, izaho izay nitondra anao folo volana tao am-bohòka, nampinono anao telo taona, nikarakara anao ary namelona sy nanabe anao hatramin’izao taona izao.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:27
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra