Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:25 - Baiboly Katolika

25 Tsy nasian-drazazalahy raharaha akory anefa ireo fanolorana ireo; ka ny reniny no nantsoin’ny mpanjaka sy nasainy nanome hevitra mahavonjy an’ity zatovo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 tsy noraharahain-drazazalahy akory anefa ireo fandrisihana ireo; ka ny reniny no nantsoin’ny mpanjaka sy nasainy nanome hevitra an’ity zatovo hamonjena azy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra