Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:24 - Baiboly Katolika24 Nataon’i Antiôkosy fa tsiratsiraina izy, ary noheveriny ho fanazimbana azy ireo teny ireo. Raha mbola velona ihany ilay faralahy, dia sady namporisihiny io no nampanantenainy tamim-pianianana, fa hataony tonga sambatra sy manan-karena raha mahafoy ny lalàn’ny razany, dia horaisiny ho sakaiza ary homeny raharaha ambony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Nataon’i Antiôkosa fa naniratsira azy ravehivavy ary noheveriny ho fanevatevana azy ireo teniny ireo. Koa niezahany horesen-dahatra ilay faralahy mbola velona, nampanantenainy tamim-pianianana fa hataony tonga sambatra sy manan-karena raha mandao ny fomba amam-panaon’ny razany, dia horaisiny ho «sakaizan’ny mpanjaka» ary hanankinany andraikitra ambony. Jereo ny toko |