Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:22 - Baiboly Katolika

22 Dia hoy izy tamin’izy ireo: «Tsy fantatro izay nisehoanareo tao an-kiboko; tsy izaho no nanome fanahy amam-piainana anareo; tsy izaho no nanambatra ny foto-javatra iforonan’ny vatanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 –Tsy fantatro izay nisehoanareo tao an-kiboko; tsy izaho no nanome fanahy amam-piainana anareo; tsy izaho no nanambatra ireo ampahan-javatra mamorona ny tenanareo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra