Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:21 - Baiboly Katolika

21 Samy namporisihiny tsirairay avy izy ireo tamin’ny fitenin-drazany ary feno hevitra mendrika indrindra izy, ka ny halemem-behivavy tao aminy, dia notohanany herim-pon-dehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Samy nampirisihiny tsirairay avy izy ireo tamin’ny fitenin-drazany. Feno fisainana matotra izy, ka fientanentam-behivavy omban’ny herimpon-dehilahy no nilany taminy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra