Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:20 - Baiboly Katolika20 Mahagaga mihoatra izay azo lazaina, sy mendrika fahatsiarovana manehoeho ilay reniny, fa nahita ireto zanany fito mirahalahy maty tanatin’ny indray andro monja; nefa notohanan’ny fanantenana ao amin’ny Tompo izy dia nahazaka izany tamin-kerim-po. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Mahagaga mihoatra noho izay azo lazaina sady mendrika hotsaroana fatratra ilay reniny. Nahita ireto zanany fito mirahalahy maty tanatin’ny indray andro monja izy, kanefa nahazaka izany tamin-kerimpo satria notohanan’ny fanantenana ao amin’ny Tompo. Jereo ny toko |