Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:2 - Baiboly Katolika2 Niteny tamin’ny anaran’izy rehetra ny iray taminy nanao hoe: «Inona no tadiavinareo ary inona no tianareo ho fantatra avy aminay? Vonon-ko faty izahay, toy izay hamadika ny lalàn’ny razanay.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Niteny tamin’anaran’izy rehetra ny iray taminy nanao hoe: –Inona no tadiavinao ary inona no tianao ho fantatra avy aminay? Vonon-ko faty izahay toy izay handika ny lalànan’ny razanay. Jereo ny toko |