Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:18 - Baiboly Katolika18 Nanarakaraka an’io, dia nentina ny fahenina. Hoy izy nony efa ho faty: «Aza mamita-tena foana ianao, fa izahay ihany no nitarika izao hanjò ny tenanay, noho ny nanotanay tamin’Andriamanitra ihany, ka niharan’ny loza mahatalanjona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Nanarakaraka io, dia nentina ny fahenina. Rehefa ho faty izy, dia niteny hoe: –Aza diso hevitra ianao, fa izahay ihany no mitarika izao fahoriana manjo anay izao noho ny nanotanay tamin’Andriamanitra; ka loza mahatsiravina no nihatra taminay. Jereo ny toko |