Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:16 - Baiboly Katolika

16 «Na dia olona mety maty aza ianao, dia manam-pahefana amin’ny olombelona, sy manao izay tianao. Aza ataonao anefa, fa afoin’Andriamanitra ny firenenay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Fa nibanjina ny mpanjaka io, ka nanao hoe: –Na dia olona mety maty aza ianao, dia manam-pahefana amin’ny olombelona sy manao izay tianao. Kanefa aza heverinao fa nilaozan’Andriamanitra ny firenenay!

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra