Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:14 - Baiboly Katolika14 Hoy izy, nony efa hiala aina: «Sambatra izay matin’ny tanan’olombelona manam-panantenana avy amin’Andriamanitra, fa hatsangany amin’ny maty! Fa raha ianao kosa, dia tsy mba ho amin’ny fiainana ny fitsangananao amin’ny maty.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Nony efa ambavahaona izy, dia niteny hoe: –Sambatra izay manam-panantenana, rehefa maty novonoin’ny olombelona! Nampanantena manko Andriamanitra fa hanangana anay ho velona avy any amin’ny maty. Raha ianao kosa, dia tsy mba ho amin’ny fiainana no hitsangananao avy any amin’ny maty. Jereo ny toko |