Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:13 - Baiboly Katolika13 Maty io dia fijaliana torak’ireo ihany koa no nahatra tamin’ny fahefatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Maty io, dia fampijaliana toy izany koa no nahatra tamin’ny fahefatra. Jereo ny toko |