Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:12 - Baiboly Katolika12 Na ny tenan’ny mpanjaka, na ireo nanotrona azy, dia samy gaga avokoa tamin’ny herim-pon’io tovolahy io, fa tsy nahoany akory izay fijaliana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Na ny tenan’ny mpanjaka, na ireo nanotrona azy, dia samy gaga tamin’ny herimpon’io tovolahy io izay tsy nihontsona akory tamin’ny fijaliany. Jereo ny toko |