Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:11 - Baiboly Katolika11 ary nolazainy an-kerim-po mahate-hidera izao: «Ny Lanitra no nahazoako ireto rantsam-batako ireto, ary avy aminy no antenaiko hahazoana an’ireto indray, indray andro any.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ary tamin-kerimpo no nitenenany hoe: –Andriamanitra no nahazoako ireto tanako ireto; noho ny fankatoavana ny lalànany, dia tsy ifikirako ireto ary antenaiko ho azo avy amin’Andriamanitra indray rahatrizay. Jereo ny toko |