Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:10 - Baiboly Katolika10 Nanarakaraka io, nampijalina indray ny fahatelo. Vao nasain’ny mpanompo nataony, dia natrangany niaraka tamin’izay ny lelany, nahinjiny tsy aman-tahotra ny tanany, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Nanarakaraka an’io, dia nampijaliana indray ny fahatelo. Vao nasain’ny mpamono natranga ny lelany, dia natrangany avy hatrany; ary tsy nangovitra izy nanatsotra ny tanany. Jereo ny toko |