Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:1 - Baiboly Katolika

1 Nisy koa olona fito mirahalahy, nosamborina miaraka amin-dreniny; ary notadiavin’ny mpanjaka hoterena hihinan-kena kisoa, noraran’ny lalàna, izy ireo, ka nokapohina natao hoto tamin’ny kotopia aman-kozatr’omby.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Nisy koa olona fito mirahalahy nosamborina miaraka amin-dreniny. Notadiavin’ny mpanjaka hoterena hihinan-kenan-kisoa voararan’ny lalàna izy valo mianaka, hany ka nokapohina tamin’ny karavasy aman-kozatr’omby.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra