Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:9 - Baiboly Katolika

9 ary nasaina novonoina ho faty izay mandà tsy hanaraka ny fanao grika. Ka mampalahelo loatra ny zavatra niseho hitan’ny maso.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 ary nasaina hovonoina ho faty izay mandà tsy hanaraka ny fomba amam-panao grika. Ka efa tsinjo mialoha rahateo ny loza hitranga.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra