Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:8 - Baiboly Katolika

8 Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon’i Ptôlemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin’ny Jody ao amin’ny tanàna grika manolotra azy, sady hanao sorona;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Noho ny famokisana nataon’ny mponin’i Ptôlemaîda, dia nisy didy navoaka toy izao: ny tanàna grika manolotra an’i Jodea dia hampihatra izany hevitra izany amin’ny Jiosy sady hanery azy handray anjara amin’ny sakafon-tsorona;

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra