Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:7 - Baiboly Katolika7 Voatery ny Jody ka nangidy taminy izany, ny ho any amin’ny sorona fanao isam-bolana, amin’ny andro nahaterahan’ny mpanjaka; amin’ny fetin’ny Bakanala, noterena izy hamindra any an-dalambe, voaisy fehiloha liera, ho fanajana an’i Bakosa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Isam-bolana, amin’ny andro fitsingerenan’ny nahaterahan’ny mpanjaka, dia nangidy tokoa ny fanerena ny Jiosy handray anjara amin’ny sakafon-tsorona; ary rehefa migadona ny fetin’i Diônisy, dia noterena ny olona hitondra fehiloha ravin-javamaniry ka hanaraka ny filaharana fanao ho fanajana io andriamanitra sampy io. Jereo ny toko |