Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:6 - Baiboly Katolika6 Tsy azo natao intsony ny mankalaza ny sabata, na ny fety fanaon’ny razantsika, na ny milaza teny fotsiny hoe Jody aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Tsy azo natao intsony ny mankalaza ny sabata na ny fety fanaon’ny razantsika na ny mitonon-tena fotsiny hoe Jiosy aza. Jereo ny toko |