Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:4 - Baiboly Katolika

4 satria ny tempoly nataon’ny Jentily karandahy sy karam-bavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin’ny kianja masin’ny Tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ny tempoly manko nataon’ny mpanompo sampy feno filerana amam-pomba ratsy; nisy lehilahy niray tamim-behivavy teo amin’ny kianja masina; hatramin’ny zavatra voarara avy aza no nentina hankao an-tempoly.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra