Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:31 - Baiboly Katolika

31 Toy izany no namoizany ny ainy ka ny fahafatesany nataony tonga oha-kerim-po sy tsangam-baton’ny hatsaram-panahy, tsy ho an’ny tanora ihany, fa ho an’ny vahoaka rehetra koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Toy izany no namoizan’i Elehazara ny ainy. Ka ny fahafatesany no namelany oha-kerimpo sy tsangambaton-katsaram-panahy, tsy ho an’ny zatovo ihany fa ho an’ny ankamaroan’ny mpiray firenena aminy koa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:31
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra