Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:30 - Baiboly Katolika

30 Nony efa ho fatin’ny kapoka izy, dia nisento nanao hoe: «Ny Tompo manana ny fahalalana masina no mahita fa rehefa afa-mandositra ny fahafatesana ihany aho, dia miaritra fampijaliana mafy amin’ny nofoko, asiana ny langilangy; fa amin’ny fanahiko kosa, mandefitra izany an-kafaliana noho ny fanajako Azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Nony efa ho fatin’ny kapoka i Elehazara, dia nisento nanao hoe: –Ny Tompo, Izay manana ny fahalalana masina, no mahita fa azoko natao ny nandositra ny fahafatesana; saingy ankehitriny dia velesina karavasy aho ka miaritra fampijaliana mafy amin’ny vatako, fa mandefitra izany an-kafaliana kosa aho amin’ny fanahiko noho ny fanajako ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra