Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:29 - Baiboly Katolika

29 Noheverin’izay nitondra azy hankeny ho hadalana ny teny vao notononiny, ka novany ho halozana ny fitiavany azy vao nasehony taminy teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

29 Noheverin’ireo mpitondra azy ho hadalana izany lahateny nataony izany, ka novany ho halozana ny fitiavana nasehony taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:29
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra