Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:28 - Baiboly Katolika28 ary ohatra ambony no havelako harahin’ny tanora amin’ny fahafatesana an-tsitrapo sy amin-kerim-po noho ny lalàna mendrika hohajaina sy masina.» Vao avy niteny izany izy, dia nizotra nankao amin’ny fiasana famonoana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 ary ohatra mahafatra-po no havelako harahin’ny zatovo amin’ny fahafatesana an-tsitrapo sy am-pahasahiana noho ny lalàna mendri-panajana sy masina. Vao avy niteny izany i Elehazara, dia nizotra tsy am-pisalasalana nankao amin’ny toeram-pamonoana azy. Jereo ny toko |