Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:26 - Baiboly Katolika26 Ary na ho afaka amin’ny sazin’olombelona fe ankehitriny aza aho, tsy ho afa-mandositra ny tanan’Ilay mahefa ny zavatra rehetra, na velona aho na maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Ary na midify ny sazin’olombelona aza aho ankehitriny, dia tsy afa-miala ny fitsaràn’ilay Andriamanitr’izao rehetra izao, na velona aho na maty. Jereo ny toko |