Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:25 - Baiboly Katolika25 Amin’izany izy ireo, noho ny fanafenako hevitra, sy noho ny sisam-piaina-mandalo, dia ho diso lalana; ka ho voatototra henatra amam-pahafaham-baraka ny fahanterako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Amin’izany izy ireo, noho ny tenako mihatsaravelatsihy mba hanalava kely ny androm-piainako, dia ho diso lalana; ka ho voatototra henatra sy fahafaham-baràka ny fahanterako. Jereo ny toko |