Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:24 - Baiboly Katolika24 «Tsy mety tokoa, hoy izy, raha olona be taona toa anay izao no hoe manafin-kevitra; fandrao dia heverin’ny zatovo maro fa nanaraka ny fombam-pirenen-kafa tokoa i Eleazara nony efa sivy folo taona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ka hoy izy hoe: –Tsy mety tokoa raha olona be taona toa ahy izao no hoe mihatsaravelatsihy; fandrao dia heverin’ny zatovo maro fa nanaraka ny fomban’ny vahiny i Elehazara nony efa sivifolo taona. Jereo ny toko |