Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 6:23 - Baiboly Katolika23 Fa izy kosa nandinidinika tamim-pahendrena araka izay nety, ny taonany sy ny fanajana ambony tandrifin’ny fahanterany, ampian’ny volony fotsy be voninahitra sy ny toe-piainana mendrika indrindra narahiny hatramin’ny fahazazana, ary indrindra ny lalàna masina naorin’Andriamanitra mihitsy; ka noho izany ny handefasana azy faingana any amin’ny fonenan’ny maty, no navaliny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 I Elehazara kosa nanapa-kevitra tamim-pahendrena, araka izay mendrika ny taonany sy ny haja amam-boninahitra maha anti-dahy sy maha fotsy volo azy ary koa mendrika ny toe-piainana lavorary narahiny hatramin’ny fahazazany ary indrindra indrindra mendrika ilay lalàna masina naorin’Andriamanitra. Noho izany, ny handefasana azy faingana any amin’ny fonenan’ny maty no nangatahiny. Jereo ny toko |