Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:22 - Baiboly Katolika

22 satria rehefa vitany izany, dia ho afaka amin’ny fahafatesana izy, ka hahita soa amin’ny famindram-po ataon’izy ireo noho ny fisakaizany taminy efa ela be.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Rehefa vitan’i Elehazara izany, dia ho afaka amin’ny fahafatesana izy ary hahita vokatsoa amin’ny fangorahana ateraky ny fisakaizany taminy efa ela be.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra