Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:2 - Baiboly Katolika

2 ary handoro ny tempolin’i Jerosalema hanokana azy ho an’i Jopitera Olimpianina, ary ny tempoly any Garizima, ho an’i Jopitera Mpandray vahiny, araka ny toetry ny mponina amin’izany tany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Nasaina koa io Gerônta io hanimbazimba ny tempolin’i Jerosalema ka hanokana azy ho an’i Zeosa, andriamanitr’i Olimpa; ilay tempoly any an-tendrombohitra Gerizima kosa dia nasaina natokany ho an’i Zeosa mpandray vahiny, araka izay anjara voatendry ho an’ireo mponin’izany faritra izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra