Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:19 - Baiboly Katolika

19 Kanefa naleony maty be voninahitra toy izay velona ho olo-meloka; naloany ny hena, dia nandroso an-tsitrapo ho any amin’ny fampijaliana izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19-20 Kanefa naleony maty ombàm-boninahitra toy izay velona ombàn-kenatra; naloany ny hena, dia nandroso an-tsitrapo nanatona ny toeram-pamonoana izy. Izany no tokony hatao manoloana ny zava-mitranga: na hihatra aman’aina aza, dia aoka hanan-kerimpo handà ny sakafo voararan’ny lalànan’Andriamanitra tsy hohanina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra