Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:18 - Baiboly Katolika

18 I Eleazara iray amin’ireo mpampiana-dalàna ambony. izay lehilahy efa nandroso taona, sy niendrika andriana indrindra, dia nosokafana an-keriny ny vavany noterena hihinan-kena kisoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Tamin’ireo lohandohan’ny mpahay lalàna, dia nisy an’i Elehazara; lehilahy efa nandroso taona izy io ary niendrika olona manan-kaja tokoa. Dia nosokafana an-keriny ny vavany hanerena azy hihinana henan-kisoa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra