Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:16 - Baiboly Katolika

16 Hany ka tsy manala ny famindram-pony amintsika Izy na oviana na oviana; tsy mahafoy ny vahoakany Izy, na mamay azy amin’ny fahoriana aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Noho izany, tsy manala ny famindrampony amintsika na oviana na oviana Andriamanitra; tsy mandao ny vahoakany Izy, na dia manabe azy amin’ny zava-manahirana aza.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra