Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:14 - Baiboly Katolika

14 Ary tokoa, fa raha hamay ny firenen-kafa ny Tompo lehibe indrindra, dia andrasany amim-pandeferana izy hahatratra ny fara fetran’ny faharatsiana; fa tsy toy izany kosa no ataony ho tokony hitondrana antsika

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Raha hanasazy ny firenen-kafa manko ilay Tompo ambony indrindra, dia andrasany amim-paharetana tokoa izay hahatrarany mitafotafo ny fatran’ny haratsiany. Fa tsy toy izany kosa no heverin’Andriamanitra ho tokony hitondrana antsika;

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra