Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 6:13 - Baiboly Katolika

13 Raha tsy avelan’Andriamanitra hitoetra ela tsy voasazy ny mpanota, fa ampidinina faingana amin’izy ireo ny famaizana, dia mariky ny fahatsaram-po lehibe izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Raha tsy avelan’Andriamanitra hitoetra ela tsy voasazy manko ny mpanota, fa ampiharany haingana ny famaizana, dia mariky ny hatsarampo lehibe izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 6:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra